• Alarobia 21 Desambra 2022
Any Ivelany.Famonoana valala Hanokanana vola 12 miliara Ar

Mirefy 300 000ha ny velaran-tany ahiana hianahan’ny andiam-balala amin’ny taona 2022-2023. Ho fiatrehana ny ady amin’ny andiam-balala, vola mitentina 12 miliara Ar

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2022
Any Ivelany.Donald Trump Nanambara ofisialy fa kandida 2024

Vaovao politika isan’ny nanamarika an’I Etazania sy maneran-tany ny nanambaran’ny filoha Amerikanina teo aloha Donald Trump tamin’ny fomba ofisialy ny fitotsahany ho kandida Filoham-pirenena indray amin’ny taona 2024.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2022
Any Ivelany.Banky Iraisam-pirenena « Tsy mamatsy ara-bola ny tetikasa MIAMI izahay… »

Nanamafy ny Banky Iraisam-pirenena fa tsy mandray anjara amin’ny famatsiam-bolan’ny tetikasa MIAMI atao ao Toliarana na koa amin’ny faritra hafa. Momba ny tetikasa PIC (Pôle Intégrée de Croissance)

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Oktobra 2022
Any Ivelany.Niala sahady ny Praiminisitra Britanika Liz Truss Tsara toerana ho tafaverina i Borris Johnson

Tsy naharitra ela, 45 andro monja taorian’ny nandraisany fahefana naha Praiminisitra Britanika azy, nanambara ny fametraham-pialany ny Praiminisitra Liz Truss,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2022
Any Ivelany.Miaramila niady ho an’ny fahafahana Notsarovana tany Frantsa ny sabotsy teo

Nomarihina ny sabotsy lasa teo ny fahatsiarovana ireo miaramila Afrikanina niady ho an’I Lafrantsa tamin’ny ady lehibe voalohany, ka isan’ny nanana miaramila betsaka niady sy lavo tamin’izany isika Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Septambra 2022
Any Ivelany.Depiote Jean Brunelle Razafintsiandraofa “Tsy misy antony tokony nitifiran’ny zandary”

« Tsy manam-pidy ny aina » ary isan’ireo soatoavina maha malagasy ny fitandroana ny aina, hoy ny depiote voafidy tao Ikongo, Jean Brunelle Razafintsiandraofa.

Hamaky ny tohiny
FTT